Efa voadio (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nisolo voina ahy no niaretanao
Ianao tena fanahy no noheloina
Voalatsa sy voaeso anefa tsy namaly
Ny vahaolanao dia mifona ho azy

Tsy tonga ho an'ny marina no nidinanao
Fa ondry very anarina gkoxp ho ao am-balanao
Ianao tsy noterena fa nanana finiavana
Ianao nanetri-tena am-pitiavana

Ref:Efa voadio noho ny rà hcmha nalatsaka aho
'Lay Jeso tia namonjy ahy ara-panahy
F'izy no fahazavana mitarika ahy amin'izay atao
Hery sy ampinga azo antoka hatramin'izao

2-Mifona aho ry Tompo ô noho tononkira.serasera.org ny ditrako
Ny hazo fijalianao no nampiova fo
Na dia huruwcp tsy mendrika aza, Ianao tsy mba manavaka
Ny rà nalatsakao no avotra

  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484