Ho Anao Mandrakizay (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatray hykj ny fitiavana nasehonao
Natolotrao ny rehetra izay avy tononkira.serasera.org aminao
Ho solom-pamonjena anay izay nania
Handovanay ny mandrakizay doria
Nohomboina Ianao ka nampijaliana
Noesoina lanao ka nampahoriana
Ontsa izany fo mijery sy an-dranomaso
Koa atolotro ny foko ka tsy hisy andraso
Mafy anie ry Tompo niaretanao nncqa izany e
Eso, latsa, vono, 'zany fahorian'ny tany e
Dera laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Dera laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Ry Tomponay ry zanaky cdoz ny Ray
Fitiavan-dehibe nitiavanao anay
Atolotray fo sy saina fanahy
Koa mba raiso re ho Anao mandrakizay
RFJ - Avril 2025
Natolotrao ny rehetra izay avy tononkira.serasera.org aminao
Ho solom-pamonjena anay izay nania
Handovanay ny mandrakizay doria
Nohomboina Ianao ka nampijaliana
Noesoina lanao ka nampahoriana
Ontsa izany fo mijery sy an-dranomaso
Koa atolotro ny foko ka tsy hisy andraso
Mafy anie ry Tompo niaretanao nncqa izany e
Eso, latsa, vono, 'zany fahorian'ny tany e
Dera laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Dera laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Ry Tomponay ry zanaky cdoz ny Ray
Fitiavan-dehibe nitiavanao anay
Atolotray fo sy saina fanahy
Koa mba raiso re ho Anao mandrakizay
RFJ - Avril 2025
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 12/04/2025 17:20
