Ho Anao Mandrakizay (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatray ny fitiavana nasehonao
Natolotrao ny rehetra izay avy aminao
Ho solom-pamonjena yldpk anay izay nania
Handovanay ny mandrakizay pclg doria
Nohomboina Ianao ka nampijaliana
Noesoina lanao ka nampahoriana
Ontsa izany fo mijery sy an-dranomaso
Koa atolotro ny foko ka tsy hisy andraso
Mafy ggjw anie ry Tompo niaretanao izany e
Eso, latsa, vono, 'zany fahorian'ny tany e
Dera laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Dera tononkira.serasera.org laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Ry Tomponay ry zanaky ny Ray
Fitiavan-dehibe nitiavanao anay
Atolotray fo sy saina fanahy
Koa mba raiso re ho Anao mandrakizay
RFJ - Avril 2025
Natolotrao ny rehetra izay avy aminao
Ho solom-pamonjena yldpk anay izay nania
Handovanay ny mandrakizay pclg doria
Nohomboina Ianao ka nampijaliana
Noesoina lanao ka nampahoriana
Ontsa izany fo mijery sy an-dranomaso
Koa atolotro ny foko ka tsy hisy andraso
Mafy ggjw anie ry Tompo niaretanao izany e
Eso, latsa, vono, 'zany fahorian'ny tany e
Dera laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Dera tononkira.serasera.org laza atolotray ho Anao
Dera laza Anao mandrakizay
Ry Tomponay ry zanaky ny Ray
Fitiavan-dehibe nitiavanao anay
Atolotray fo sy saina fanahy
Koa mba raiso re ho Anao mandrakizay
RFJ - Avril 2025
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 529
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 12/04/2025 17:20
