Ampidiro aloha ny tenimiafina
Arovy izahay (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô gosq ! Mpamonjy anay
Arovy sy tsinjovy ny lalan-kaleha
Fa mamitaka izao hita izao ry Ray ô !
Arovy izahay, f malemy
Andriamanitra Tsitoha
Ry Tompo lehibe ô ! Vonjeo tononkira.serasera.org ny bnirtkgn olonao
Fa mijaly sy mahonena, ‘reto mpanomponao
Ny sandrinao mahery, homba ny lalanay
Matoky izahay iuhothrx izao, handray ny herinao
Andriamanitray Ianao
Mino izahay fa tantananao koa ny dia
Ka jereo sy tsimbino izahay, ry Ray ô !
Mandra-pahatonga anay ary !
Andriamanitra Tsitoha
Arovy sy tsinjovy ny lalan-kaleha
Fa mamitaka izao hita izao ry Ray ô !
Arovy izahay, f malemy
Andriamanitra Tsitoha
Ry Tompo lehibe ô ! Vonjeo tononkira.serasera.org ny bnirtkgn olonao
Fa mijaly sy mahonena, ‘reto mpanomponao
Ny sandrinao mahery, homba ny lalanay
Matoky izahay iuhothrx izao, handray ny herinao
Andriamanitray Ianao
Mino izahay fa tantananao koa ny dia
Ka jereo sy tsimbino izahay, ry Ray ô !
Mandra-pahatonga anay ary !
Andriamanitra Tsitoha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:17
