Arovy izahay (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô ! Mpamonjy anay
Arovy sy tsinjovy ny lalan-kaleha
Fa hnxjxjzs mamitaka izao hita izao ry Ray ô !
Arovy izahay, f malemy
Andriamanitra Tsitoha
Ry Tompo lehibe ô ! Vonjeo ny olonao
Fa mijaly sy mahonena, ‘reto mpanomponao
Ny sandrinao mahery, psiu homba tononkira.serasera.org ny lalanay
Matoky izahay izao, handray ny herinao
Andriamanitray Ianao
Mino izahay fa tantananao koa ny dia
Ka jereo lwrnpv sy tsimbino izahay, ry Ray ô !
Mandra-pahatonga anay ary !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 433
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:17