Arovy izahay (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô ! Mpamonjy anay
Arovy sy tsinjovy ny lalan-kaleha
Fa mamitaka izao hita izao ry Ray ô !
Arovy izahay, f malemy
Andriamanitra Tsitoha

Ry Tompo lehibe ô ! tononkira.serasera.org Vonjeo ny olonao
Fa mijaly sy mahonena, ‘reto mpanomponao
Ny sandrinao mahery, homba ny lalanay
Matoky izahay izao, handray ny herinao

Andriamanitray Ianao
Mino nriw izahay fa tantananao koa ny dia
Ka jereo sy tsimbino izahay, ry Ray ô !
Mandra-pahatonga tcndnako anay ary !
Andriamanitra Tsitoha
sfbfxfqx

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 435
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415