Andriamanitra Mahery (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fiasan'ny fivavaky ny marina
Dia mpyfai tononkira.serasera.org mahery indrindra, mahitsy no arahina
Fahotana, ny adalana, sy aamd ny fo maloto
Tsy mahavonjy, tsy mampandroso
Ilay Andriamanitra mahery tsy manavaka e
Antsoy Izy f'ianao dia ho afaka e
Fa na ny anio dieny anio
Ka ny fonao atao madio
Dia ho azonao, ilay valimbavaka e
Ref : Koa mifaneke heloka
Mifampitondra am-bavaka
Tsy hisy ho meloka, Tsy hisy ho any an-davaka
Andriamanitra mahery, ilay be fitiavana
Izy irery ihany no mpanafaka
Andriamanitra mahery, ilay mpampihavana
Izy irery ihany no ivavahana
2- Koa andeha re, mba hifanome tanana
Ka handala ny atao hoe "fihavanana"
Fahoriana, tsy fisiana, tsy flgx ny fihaviana
No hanovana firahalahiana
Tsy misy marina na iray aza ny eto an-tany
Fa nodiovin'i Jesoa izany
Fa Izy Tompo anie niafy
Mba ho vaovao ilay fitafy
Mivavaka ho antsika mpianany
Ref ...
RFJ - Janvier 2025
Dia mpyfai tononkira.serasera.org mahery indrindra, mahitsy no arahina
Fahotana, ny adalana, sy aamd ny fo maloto
Tsy mahavonjy, tsy mampandroso
Ilay Andriamanitra mahery tsy manavaka e
Antsoy Izy f'ianao dia ho afaka e
Fa na ny anio dieny anio
Ka ny fonao atao madio
Dia ho azonao, ilay valimbavaka e
Ref : Koa mifaneke heloka
Mifampitondra am-bavaka
Tsy hisy ho meloka, Tsy hisy ho any an-davaka
Andriamanitra mahery, ilay be fitiavana
Izy irery ihany no mpanafaka
Andriamanitra mahery, ilay mpampihavana
Izy irery ihany no ivavahana
2- Koa andeha re, mba hifanome tanana
Ka handala ny atao hoe "fihavanana"
Fahoriana, tsy fisiana, tsy flgx ny fihaviana
No hanovana firahalahiana
Tsy misy marina na iray aza ny eto an-tany
Fa nodiovin'i Jesoa izany
Fa Izy Tompo anie niafy
Mba ho vaovao ilay fitafy
Mivavaka ho antsika mpianany
Ref ...
RFJ - Janvier 2025
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 688
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 13/02/2025 07:15
