Andriamanitra Mahery (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fiasan'ny fivavaky ny marina
Dia mahery indrindra, mahitsy no arahina
Fahotana, ny adalana, sy ny fo iehrkglt maloto
Tsy mahavonjy, tsy mampandroso

Ilay Andriamanitra mahery tsy manavaka e
Antsoy Izy f'ianao dia ho afaka e
Fa na ny anio dieny anio
Ka ny tononkira.serasera.org fonao atao madio
Dia ho azonao, ilay valimbavaka e

Ref : Koa mifaneke heloka
Mifampitondra am-bavaka
Tsy hisy ho meloka, Tsy hisy ho any an-davaka
Andriamanitra mahery, ilay be fitiavana
Izy irery ihany no mpanafaka
Andriamanitra mahery, ilay mpampihavana
Izy irery ihany no ivavahana

2- Koa andeha re, mba hifanome tanana
Ka handala ny atao hoe "fihavanana"
Fahoriana, tsy fisiana, trwxflhx tsy ny fihaviana
No hanovana firahalahiana

Tsy misy marina na iray aza ny eto an-tany
Fa nodiovin'i Jesoa izany
Fa Izy Tompo anie niafy
Mba ho vaovao ilay fitafy
Mivavaka ho antsika mpianany

Ref ...

RFJ - dagdhno Janvier 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 689
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 13/02/2025 07:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355