Ambarao vaovao mahafaly (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakôry aby anarô eh!
Mbola tsara sa manakôry e!
Tonga aty aminarô ‘zahay
Hanambara vaovao mahafaly!
Zay nolazain’ny Tompo e! hoentinay vwdbvhdr aty aminarô
Izy tsy manavakavaka e! tsy manavaka xlpqt saranga e!
Bôka avaratra na atsimo e! na andrefana atsinanana
Akôry aby e! hanaraka ny dianay! Sa mbola hisalasala
Izay tsy manavaka na zôvy ianao na zôvy
Na tsaiky na lehibe, na viavy na lehilahy
Na dady na dadilahy
Tonga ny oatv fotoana hampisaina antsika
Ny Tompo no vonoiny hamonjeny antsika
Zay ‘lay vaovao mahafaly!
Izahay tsy maintsy manambara,
Anjaranao mandinika e! ie!
Hoy ny Tompo ny Filazantsara
Torio ho an’olo-jiaby e! tononkira.serasera.org he!he!
Ambarao vaovao mahafaly!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:22