Ambarao ny vaovao mahafaly (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakôry aby anarô eh!
Mbola tsara sa manakôry e!
Tonga aty aminarô ‘zahay
Hanambara vaovao mahafaly!

Zay nolazain’ny Tompo e! hoentinay aty aminarô
Izy tsy manavakavaka e! tsy manavaka saranga e!
Bôka avaratra na atsimo e! na andrefana atsinanana

Akôry aby e! hanaraka ny dianay! Sa mbola hisalasala
Izay tsy manavaka na zôvy ianao na zôvy
Na tsaiky na lehibe, na viavy na lehilahy
Na dady na dadilahy

Tonga ny fotoana hampisaina antsika
Ny Tompo no vonoiny hamonjeny antsika
Zay ‘lay vaovao mahafaly!

Izahay tsy maintsy manambara,
Anjaranao mandinika e! ie!
Hoy ny Tompo ny Filazantsara
Torio ho an’olo-jiaby e! he!he!
Ambarao vaovao mahafaly!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 136
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1402