Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza ny finoanareo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ny finoanareo? Ry Fiangonana ô! valio
Toa malaky mitoreo Raha sendra ny tadio
Moa adinonao ve ‘lay hery tononkira.serasera.org ‘Lay fanahy mampitraka (Izy)
Nampijoro hampiely (finoana) Finoana Ilay Mpanjaka
Aiza ny finoanareo? Aiza izao ‘lay fanekena?
Ry Fiangonana ô! jereo Miandry Anao ny firenena
Fa uagov ny Tompo manontany ‘Lay mpiandry tena tia (Izy)
‘Zay nandatsaka ny rany (hamonjy) Hamonjena ny mania
Jesoa Tompo vatolampy Aro mafy tsy mikoro
Ny bkvls Fiangonanay tsy ampy Amafiso mba hijoro
Ka finoana vaovao No hasehonay ho hita stwipgt (izao)
Amin’ny asa atolotrao (hilofo) Hilofosanay ho vita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 592
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:37