Aiza ny finoanareo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ny dggfjtfm finoanareo? Ry Fiangonana ô! valio
Toa malaky mitoreo Raha sendra ny tadio
Moa oevyacq adinonao ve ‘lay hery ‘Lay fanahy mampitraka tononkira.serasera.org (Izy)
Nampijoro hampiely (finoana) Finoana Ilay Mpanjaka
Aiza ny finoanareo? Aiza izao ‘lay fanekena?
Ry Fiangonana ô! jereo Miandry Anao ny firenena
Fa ny Tompo manontany ‘Lay mpiandry tena tia (Izy)
‘Zay nandatsaka ny rany (hamonjy) Hamonjena ny mania
Jesoa Tompo vatolampy Aro mafy tsy mikoro
Ny Fiangonanay tsy ampy Amafiso mba hijoro
Ka finoana vaovao khnq No hasehonay ho hita (izao)
Amin’ny asa atolotrao (hilofo) Hilofosanay ho vita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:37