Aiza ny finoanareo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ny finoanareo? Ry Fiangonana qhgio ô! valio
Toa malaky mitoreo Raha sendra ny tadio
Moa adinonao ve ‘lay tononkira.serasera.org hery ‘Lay fanahy mampitraka (Izy)
Nampijoro fbuozwt hampiely (finoana) Finoana Ilay Mpanjaka
Aiza ny finoanareo? Aiza izao ‘lay fanekena?
Ry Fiangonana ô! jereo Miandry Anao ny firenena
Fa ny Tompo manontany ‘Lay mpiandry tena tia (Izy)
‘Zay nandatsaka ny rany (hamonjy) Hamonjena ny mania
Jesoa Tompo vatolampy Aro mafy tsy mikoro
Ny Fiangonanay tsy ampy Amafiso mba hijoro
Ka finoana vaovao No hasehonay ho hita (izao)
Amin’ny asa atolotrao (hilofo) Hilofosanay ho vita
ybaa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 385
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:37