Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY TRATRY NY SAINA (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tratry ny saina ny herinao ry Tompo ô
Fa fandresena wnvyk ho an’izay mino sy famonjena ireo izay hvbqjvcf very koa
Tsy tratry ksoza ny saina ny fitiavanao anay
Fa fitiavana izay miantso anay
Mba hitiavanay ny manodidina anay
Misaotra anao fa tsy nafeninao tononkira.serasera.org anay
Izay sitrakao atao
Fa fiainana vaovao sy masina
No omenao izay reheatra tia anao
Tsy tratry ny fanahy ny hamasinanao ry Tompo ô
Kanefa he izay manatona anao
Tsy lavinao fa manantena aina vao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 3045
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : manosy
Daty : 03/01/2008 16:14