TSY TRATRY NY SAINA (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tratry ny saina ny herinao ry Tompo ô
Fa fandresena ho an’izay mino sy famonjena ireo izay very koa
Tsy tratry ny saina ny fitiavanao anay
Fa fitiavana izay miantso anay
Mba hitiavanay ny manodidina mxwuztf anay
Misaotra anao fa sgwhv tsy nafeninao anay
Izay sitrakao atao
Fa fiainana vaovao sy masina
No omenao izay reheatra tia anao
Tsy tratry ny fanahy ny hamasinanao ry Tompo ô
Kanefa ymmgpcx he izay manatona anao
Tsy lavinao tononkira.serasera.org fa manantena aina vao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANJOMARA-AnosivavakaVisites : 3163
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : manosy
Date : 03/01/2008 16:14