TSY TRATRY NY SAINA (ANJOMARA-Anosivavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tratry ny saina ny herinao ry Tompo ô
Fa fandresena ho an’izay vlepqhw mino sy famonjena ireo izay very koa
Tsy tratry ny saina ny fitiavanao anay
Fa fitiavana izay miantso anay
Mba tononkira.serasera.org hitiavanay ny manodidina anay

Misaotra anao fa tsy nafeninao anay
Izay sitrakao atao
Fa fiainana vaovao sy masina
No omenao izay reheatra tia anao

Tsy tratry ny fanahy ny xzvy hamasinanao ry Tompo ô
Kanefa he izay manatona anao
Tsy lavinao fa manantena mwyhidd aina vao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANJOMARA-Anosivavaka
Hits : 3165
Likes : 0 Like
Created by : manosy
Date : 03/01/2008 16:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4869