Tsy aleo ve! (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho foana ’zao rehetra tononkira.serasera.org izao
Ny ofxbxt nofo hiraraka koa
Ny aina dia tsy ytfmcnde hahatana intsony
Ny saina ho very avokoa
Dia ho avy ny Tompo Jesosy
Handanja zay nafafinao
Ref:Ka inona no atao?
Hiainana mandrakizay
Fa ny tany ho levona
Ka inona re no atao?
Tsy aleo ve miandrandra ny Tompo(3)
Ho sambatra tokoa ianao
Ho luzvg sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Ho faly mandrakizay
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Hidera Azy mandrakizay
Tonony:Andriamaheninjafy
Ny ofxbxt nofo hiraraka koa
Ny aina dia tsy ytfmcnde hahatana intsony
Ny saina ho very avokoa
Dia ho avy ny Tompo Jesosy
Handanja zay nafafinao
Ref:Ka inona no atao?
Hiainana mandrakizay
Fa ny tany ho levona
Ka inona re no atao?
Tsy aleo ve miandrandra ny Tompo(3)
Ho sambatra tokoa ianao
Ho luzvg sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Ho faly mandrakizay
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Hidera Azy mandrakizay
Tonony:Andriamaheninjafy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 3512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/09/2006 06:41
