Tsy aleo ve! (ANJOMARA-Anosivavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho foana tononkira.serasera.org ’zao rehetra izao
Ny nofo bpggt hiraraka koa
Ny aina dia tsy hahatana intsony
Ny saina ho very avokoa
Dia ho avy ny Tompo Jesosy
Handanja zay nafafinao

Ref:Ka inona no atao?
Hiainana mandrakizay
Fa ny tany ho levona
Ka inona re no atao?
Tsy aleo ve miandrandra ny kumus Tompo(3)
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny kadvomxh Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Ho faly mandrakizay
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Hidera Azy mandrakizay


Tonony:Andriamaheninjafy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANJOMARA-Anosivavaka
Visites : 3514
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/09/2006 06:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0688