Tsy aleo ve! (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho foana ’zao rehetra izao
Ny nofo hiraraka koa
Ny aina dia tsy hahatana intsony
Ny saina ho very avokoa tononkira.serasera.org
Dia ho avy ny Tompo Jesosy
Handanja zay tpspsmsj nafafinao
Ref:Ka inona no atao?
Hiainana mandrakizay
Fa ny tany ho levona
Ka inona re no zyybbz atao?
Tsy aleo ve miandrandra ny Tompo(3)
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Ho faly mandrakizay
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Hidera obytdmi Azy mandrakizay
Tonony:Andriamaheninjafy
Ny nofo hiraraka koa
Ny aina dia tsy hahatana intsony
Ny saina ho very avokoa tononkira.serasera.org
Dia ho avy ny Tompo Jesosy
Handanja zay tpspsmsj nafafinao
Ref:Ka inona no atao?
Hiainana mandrakizay
Fa ny tany ho levona
Ka inona re no zyybbz atao?
Tsy aleo ve miandrandra ny Tompo(3)
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Ho faly mandrakizay
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Hidera obytdmi Azy mandrakizay
Tonony:Andriamaheninjafy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANJOMARA-AnosivavakaHits : 3452
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/09/2006 06:41
