RY JESOA MAMIN'NY FOKO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jesoa mamin’ny foko
Ny havotra ’zay nzaxq vitanao
Avotra tena tsy foiko
Mitondra aina vaovao
Inona no mampanahy
Jesoa Mpamonjy no ahy
’Zaho dia tretrika tononkira.serasera.org am-po
Fa Jesoa tia ahy tokoa
Ny otako manapitr’isa
Nentiny tao Kalvary
Lovako ny paradisa
Fonena-mamiko ery
Inona no mampanahy....
Ry Jesoa pnjdey bazzpy ’zay fototr’aiko
Misaotra indrindra anao
Ny hany mba ho lazaiko
Oneno ny foko izao
Inona no mampanahy.....
Ny havotra ’zay nzaxq vitanao
Avotra tena tsy foiko
Mitondra aina vaovao
Inona no mampanahy
Jesoa Mpamonjy no ahy
’Zaho dia tretrika tononkira.serasera.org am-po
Fa Jesoa tia ahy tokoa
Ny otako manapitr’isa
Nentiny tao Kalvary
Lovako ny paradisa
Fonena-mamiko ery
Inona no mampanahy....
Ry Jesoa pnjdey bazzpy ’zay fototr’aiko
Misaotra indrindra anao
Ny hany mba ho lazaiko
Oneno ny foko izao
Inona no mampanahy.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 4214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : manosy
Daty : 23/10/2008 08:14
