RY JESOA MAMIN'NY FOKO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jesoa mamin’ny fokoNy havotra ’zay vitanao
Avotra tena tsy foiko
Mitondra aina vaovao
Inona no mampanahy
Jesoa Mpamonjy no ahy
’Zaho dia tretrika am-po
Fa Jesoa tia ahy tokoa
Ny otako manapitr’isa
Nentiny tao Kalvary
Lovako ny paradisa
Fonena-mamiko ery
Inona no mampanahy....
Ry Jesoa ’zay fototr’aiko
Misaotra indrindra anao
Ny hany mba ho lazaiko
Oneno ny foko izao
Inona no mampanahy.....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANJOMARA-AnosivavakaVisites : 3394
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : manosy
Date : 23/10/2008 08:14