RY JESOA MAMIN'NY FOKO (ANJOMARA-Anosivavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jesoa mamin’ny jophcpm foko
Ny havotra ’zay vitanao
Avotra tena whbt tsy foiko
Mitondra aina vaovao

Inona no mampanahy
Jesoa Mpamonjy no ahy
’Zaho dia tretrika am-po
Fa Jesoa tia ahy tokoa

Ny otako manapitr’isa
Nentiny tao Kalvary
Lovako ny paradisa
Fonena-mamiko ery
Inona no mampanahy....

Ry Jesoa ’zay fototr’aiko
Misaotra indrindra anao
Ny hany mba ho lazaiko
Oneno ny foko izao
Inona no mampanahy..... okuntw tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANJOMARA-Anosivavaka
Hits : 4317
Likes : 0 Like
Created by : manosy
Date : 23/10/2008 08:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.059