Aza manamafy (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Aza manamafy
Ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy, anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky ilay scxzyucx maty ho anao
pjci Nandatsaka ny rany
Mba ho famonjena tononkira.serasera.org anao
1/Izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo Aminy
Dia zava-poana avokoa
vsyamb Tsy azo antenaina o!
2/Sao tsy ho fantatrao anie
Izay ho rahampitsonao
Sao dia anio no farany
Hahavelomanao o!
Ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy, anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky ilay scxzyucx maty ho anao
pjci Nandatsaka ny rany
Mba ho famonjena tononkira.serasera.org anao
1/Izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo Aminy
Dia zava-poana avokoa
vsyamb Tsy azo antenaina o!
2/Sao tsy ho fantatrao anie
Izay ho rahampitsonao
Sao dia anio no farany
Hahavelomanao o!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 3549
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/09/2006 13:30
