Aza manamafy (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Aza manamafy
tononkira.serasera.org Ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy, anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky ilay maty ho anao
pxippcd Nandatsaka ny rany
Mba ho famonjena anao
1/Izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo Aminy
cqdbg Dia zava-poana avokoa
Tsy azo antenaina o!
2/Sao tsy ho fantatrao anie
Izay ho rahampitsonao
Sao dia wrkxyf anio no farany
Hahavelomanao o!
tononkira.serasera.org Ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy, anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky ilay maty ho anao
pxippcd Nandatsaka ny rany
Mba ho famonjena anao
1/Izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo Aminy
cqdbg Dia zava-poana avokoa
Tsy azo antenaina o!
2/Sao tsy ho fantatrao anie
Izay ho rahampitsonao
Sao dia wrkxyf anio no farany
Hahavelomanao o!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANJOMARA-AnosivavakaVisites : 3548
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/09/2006 13:30
