AVIA RY ONDRIKO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia, avia ry ondriko very,ry ondriko very
Avia, avia, etsy ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho, aiza yslwo moa ianao?
Nikaroka anao ela aho, moa tia ahy ianao?
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
satria efa namoizako ny tenako, aiko tononkira.serasera.org koa
Ry qorpzzsb ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa napdru JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny izao
Avia, avia, etsy ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho, aiza yslwo moa ianao?
Nikaroka anao ela aho, moa tia ahy ianao?
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
satria efa namoizako ny tenako, aiko tononkira.serasera.org koa
Ry qorpzzsb ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa napdru JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 4157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : manosy
Daty : 07/03/2008 06:43
