AVIA RY ONDRIKO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia, avia ry ondriko very,ry ondriko very
Avia, avia, etsy vkcpmi ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho, aiza moa ianao?
Nikaroka tononkira.serasera.org anao ela aho, moa tia ahy ianao?
Ry ondriko ô, tsy foiko axuo ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
satria gnbhk efa namoizako ny tenako, aiko koa
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny izao
Avia, avia, etsy vkcpmi ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho, aiza moa ianao?
Nikaroka tononkira.serasera.org anao ela aho, moa tia ahy ianao?
Ry ondriko ô, tsy foiko axuo ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
satria gnbhk efa namoizako ny tenako, aiko koa
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANJOMARA-AnosivavakaVisites : 4235
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : manosy
Date : 07/03/2008 06:43
