AVIA RY ONDRIKO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia, yhbswyv avia ry tononkira.serasera.org ondriko very,ry ondriko very
Avia, avia, etsy ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho, aiza moa ianao?
Nikaroka anao ela aho, moa tia ahy ianao?
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko clqsg tokoa
satria efa namoizako ny tenako, aiko koa
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny labvl izao
Avia, avia, etsy ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho, aiza moa ianao?
Nikaroka anao ela aho, moa tia ahy ianao?
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko clqsg tokoa
satria efa namoizako ny tenako, aiko koa
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny labvl izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANJOMARA-AnosivavakaHits : 4237
Likes : 0 Like
Created by : manosy
Date : 07/03/2008 06:43
