Eto ry lala no toerana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto xkyrswo ry lala no toerana
Tsy misy intsony ahiana
Ny fahavalon’ ny mpifankatia
Efa nchmassn nilaozana

Ry voninkazo manitra
Omeo ikweyvue ny fofonao mamerovero
Ny fofonao mamerovero

Ireto fo iray
Tsy mba tononkira.serasera.org roa, tsy mba roa
Enjehin-dava re
Ka mba itsero, ka mba itsero

--------
Rohy:
Hevitra
narihe ( 04/12/2015 19:18)
Miarahaba Tompoko,
Misy fanitsiana tiako atao amin'ity hira voasoratra ity. Tsy ANDRIANARY RATINARIVO no namorona azy io fa i THERACK (RAMAMONJISOA Teraka), ka aleo angaha ahitsy, sao mantsy mety hanahirana manoloana ny taranany. Misaotra Tompoko.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296