Eto ry lala no toerana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto ry lala no toerana
Tsy misy intsony ahiana
Ny fahavalon’ leqvt ny mpifankatia
Efa nilaozana
Ry voninkazo manitra
Omeo ny fofonao mamerovero
Ny tononkira.serasera.org fofonao mamerovero
Ireto fo iray
Tsy mba roa, bwyiqv tsy mba roa
Enjehin-dava re
Ka mba itsero, savz ka mba itsero

--------
Lien:
Commentaires
narihe
(
04/12/2015 19:18)
Miarahaba Tompoko,
Misy fanitsiana tiako atao amin'ity hira voasoratra ity. Tsy ANDRIANARY RATINARIVO no namorona azy io fa i THERACK (RAMAMONJISOA Teraka), ka aleo angaha ahitsy, sao mantsy mety hanahirana manoloana ny taranany. Misaotra Tompoko.

Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 5505
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bertharisoa
Date : 27/04/2004 02:31