Eto ry lala no toerana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto ry lala no toerana
Tsy misy intsony ojzq ahiana
Ny efzaai fahavalon’ ny mpifankatia
Efa tononkira.serasera.org nilaozana
Ry voninkazo manitra
Omeo ny wvgjhf fofonao mamerovero
Ny fofonao mamerovero
Ireto fo iray
Tsy mba roa, tsy mba roa
Enjehin-dava re
Ka mba itsero, ka mba itsero
Tsy misy intsony ojzq ahiana
Ny efzaai fahavalon’ ny mpifankatia
Efa tononkira.serasera.org nilaozana
Ry voninkazo manitra
Omeo ny wvgjhf fofonao mamerovero
Ny fofonao mamerovero
Ireto fo iray
Tsy mba roa, tsy mba roa
Enjehin-dava re
Ka mba itsero, ka mba itsero
--------
Link:
Comments
narihe
(
04/12/2015 19:18)
Miarahaba Tompoko,
Misy fanitsiana tiako atao amin'ity hira voasoratra ity. Tsy ANDRIANARY RATINARIVO no namorona azy io fa i THERACK (RAMAMONJISOA Teraka), ka aleo angaha ahitsy, sao mantsy mety hanahirana manoloana ny taranany. Misaotra Tompoko.

Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 5389
Likes : 0 Like
Created by : bertharisoa
Date : 27/04/2004 02:31