ZOKY EH! (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zoky eh,aiza ny lalanao
Zandry eh, aiza no alehanao
Tapaho anio ny hevitrao
Fa Jesosy Ihany no lalana
Fiainana sy fahamarinana
Eh! Izy no mpamonjy anao
eh! Mpanangana ny fiainanao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Saintsaino tsara anie ny eto an-tany
Fa daszg mandalo mora simba tsy hmmc misy hianteherana
Ny haizina no misy sy manerana
Nefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
Izay mitondra hazavana mitondra tononkira.serasera.org fifaliana hatrany
Miandry anao anio hanapa-kevitra
Fa Jesosy ihany, Izy no lalana
Fa Jesoay ihany, no fahamarinana
Jesosy ihany, Izy vmehhn no fialnana
Ka tapaho anio ny hevitrao
Zandry eh, aiza no alehanao
Tapaho anio ny hevitrao
Fa Jesosy Ihany no lalana
Fiainana sy fahamarinana
Eh! Izy no mpamonjy anao
eh! Mpanangana ny fiainanao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Saintsaino tsara anie ny eto an-tany
Fa daszg mandalo mora simba tsy hmmc misy hianteherana
Ny haizina no misy sy manerana
Nefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
Izay mitondra hazavana mitondra tononkira.serasera.org fifaliana hatrany
Miandry anao anio hanapa-kevitra
Fa Jesosy ihany, Izy no lalana
Fa Jesoay ihany, no fahamarinana
Jesosy ihany, Izy vmehhn no fialnana
Ka tapaho anio ny hevitrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 638
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 17:02
