TAFATSANGANA TOKOA (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao (Aminao) hifg 2x
Aminao Jesosy re no ateriko, ateriko
Voninahitra (Voninahitra)
Fandresena (Fandresena)
Satria resinao ny fasana

O! jereo fa foana ny fasan
Lavo avokoa ireo mpiambina
Nisy anjely tonga teo ka nampahery
Tafatsangana tokoa ny Tompo

Ambarao tononkira.serasera.org fa velona ny Tomponao
Velona nandresy izao tontolo izao
Vitany mhhkuwuf ny famonjena he haleloia
Tafatsngana yldmdlta tokoa ny Tompo

Lay tsy nanan-keloka no nijaly
Na dia voakapoka aza tsy namely
Fanehoam-pitiavana no anton’izany
Tafatsangana tokoa ny Tompo.

Pr Donas 20160

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 1231
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ampifafi
Daty : 12/12/2020 19:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0591