TSY MAINTSY ATERAKA INDRAY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Moa mnqvsgr Tsy Tsapanao, Ny Zava-miseho?
Miovaova Izao Rehetra Izao
Mpanjaka Iray Hambara tononkira.serasera.org Anao
Tsy Miova Omaly Sy Anio Ary Mandrakizay
Ref: Lalam-pamonjena Izay Efa Nomena
Tsy Maintsy Ateraka Indray
Fa Raha Tsy Ateraka Ny Rano Sy Fanahy
Tsy Mahazo srelanfv Miditra Ny Fanjakan'ny Ray
2- Tsy Mba Ho rczxl Doria Ny Fiainana Ety
Fa Mandalo Miserana Ihany
Fa Sambatra Kosa, Ho Tsara Fiafara
Lzay Rehetra Manaiky Ny Filazan-tsara
3-henoy Ny Feony Miantso Anao
Mibebaha Raiso Ny Famonjena
Ankatoavy Ny Teny Izay Efa Nomeny
Fa Tsy Eto Ny Fitsaharana
Miovaova Izao Rehetra Izao
Mpanjaka Iray Hambara tononkira.serasera.org Anao
Tsy Miova Omaly Sy Anio Ary Mandrakizay
Ref: Lalam-pamonjena Izay Efa Nomena
Tsy Maintsy Ateraka Indray
Fa Raha Tsy Ateraka Ny Rano Sy Fanahy
Tsy Mahazo srelanfv Miditra Ny Fanjakan'ny Ray
2- Tsy Mba Ho rczxl Doria Ny Fiainana Ety
Fa Mandalo Miserana Ihany
Fa Sambatra Kosa, Ho Tsara Fiafara
Lzay Rehetra Manaiky Ny Filazan-tsara
3-henoy Ny Feony Miantso Anao
Mibebaha Raiso Ny Famonjena
Ankatoavy Ny Teny Izay Efa Nomeny
Fa Tsy Eto Ny Fitsaharana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 739
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 16:23
