You are here: home > Tononkira > Ampifafi

Ampianaro Ahy Jesosy (Ampifafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/ampifafi/ampianaro-ahy-jesosy

1- Ampianaro ahy Jesosy zany fitiavanao
Mba hahaizako mitia ireo namako
Na ireo fahavaloko ho tiavina tokoa
Toy ny nitiavanao anay mpanota loza be!

Ref: O! Ry havako malala fantatrao ve?
Fa ny Tompo anie mandinika ny toetranao
Moa tanteraka ve ny hafany?
Saino tsara re izao: MIJERY ANAO JESO

2- NanafTsiky dia ampyatra tokoa Ianao ry Jesosy Zoky tia
Hitandremanay tanora ireo didinao
Dia ireo didy vaovao hampifankatia anay
Ka tsy hisy intsony re ny fialonana

3- Tahaka Anao tokoa Jeso no fanirian'ny zandrinao
Be fiantra be, fitia, Mpamindra fo Ianao
Ka raha tonga ny fotoana manafika ny fankam-panahy
Vavaka hatrany, hatrany no hasandratray

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ampifafi
Mpamaky : 83
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Ampifafi
Tamin'ny : 20/11/2020 12:47:21
ID : 13171

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo