Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANTARO RE (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa noheverinao ve ny mandrakizay anao?
Efa noraisinao ve ny Fanahin' ny Tompo Tsitoha?
Efa nosaininao ve ny handanjalanja ny toetranao?
Fa aydp ho avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?
ref: Saino re (x2), ny hoavin'ny fanahinao
Fantaro re (x2), izay tokony hatao
Fa ho avy ny andro tononkira.serasera.org fampakarana(beso) oh! oh! oh!
Ka aiza no misy anao
2- Efa voadionao ve ny fitafianao?
Efa eo an-tananao ve ny fiadiana rehetra?
Efa anananao ve ny tena fitiavana?
Fa xrovfei ho avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?
3- Efa nasehonao ve ny intbq fahamarinana?
Efa mazoto ve ianao manatsara ny asan'ny Tompo?
Efa novanginao ve ireo mahantra sy mahonena?
Fa ho avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 639
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 16:18