JESO NO TSY MIOVA (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso no tsy miova
Na omaly na anio
Eny ho mandrakizay, vatolampy tsy mikoro
Vato zdxyu fanorena-mafy, azo itokiana tokoa raha
Hanorenana ny fiainana mandrakizay

'zaho izay novonjeny
Mety hangovitra ihany
Eo ambony vatolampy, f'izy tsy miova tononkira.serasera.org akory
Jeso o! Ampianaro aho
Ho tahaka anao izao
Ka loivj ny fiainako jesosy tompo o!
Hiderako anao

Ampifafi afbgmxms

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 1391
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ampifafi
Date : 12/12/2020 08:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6309