ZOKY EH! (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zoky eh,aiza ny lalanao
Zandry eh, aiza no alehanao
Tapaho anio tctdtyr ny hevitrao
Fa Jesosy Ihany no lalana
Fiainana sy fahamarinana
Eh! Izy no mpamonjy anao
eh! Mpanangana ny fiainanao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Saintsaino tsara anie ny rghyb eto an-tany
Fa mandalo mora simba tsy misy hianteherana
Ny haizina no misy sy manerana
Nefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
Izay mitondra hazavana mitondra fifaliana hatrany
Miandry anao anio hanapa-kevitra
Fa Jesosy ihany, Izy no lalana
Fa Jesoay ihany, tononkira.serasera.org no fahamarinana
Jesosy ihany, Izy fnzv no fialnana
Ka tapaho anio ny hevitrao
Zandry eh, aiza no alehanao
Tapaho anio tctdtyr ny hevitrao
Fa Jesosy Ihany no lalana
Fiainana sy fahamarinana
Eh! Izy no mpamonjy anao
eh! Mpanangana ny fiainanao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Saintsaino tsara anie ny rghyb eto an-tany
Fa mandalo mora simba tsy misy hianteherana
Ny haizina no misy sy manerana
Nefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
Izay mitondra hazavana mitondra fifaliana hatrany
Miandry anao anio hanapa-kevitra
Fa Jesosy ihany, Izy no lalana
Fa Jesoay ihany, tononkira.serasera.org no fahamarinana
Jesosy ihany, Izy fnzv no fialnana
Ka tapaho anio ny hevitrao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 637
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 01/07/2023 17:02
