NIARITRA NY MAFY I JESOSY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Niaritra ny mafy i Jesosy
Nanavotany ahy sy ianao
Ny ainy no natolony ho tononkira.serasera.org anao
Tao Golgota no nilatsaka ny mlfmj Rany
Ory loatra ny Fanahiny
Mafy ny nanjo azy
Ref:Tsy mba naha ory anao ve ny nandinika
Ny fahoriana niaretany ho anao
Ka miova ianao fa aza manamafy fo
Mibebaha mivaloza ianao
Dieny mbola misy ny fotoana omeny Anao
Afoizo izao tontolo izao
2- Hazo fijaliana tokoa
No nitambesatra Taminy
Latsa sy eso maro no niaretan'i Jesosy
Satria tiany ianao
Dia nahafoiny ho anao ny Ainy
Hanavotany anao
3-Banjino ary ozlkf izao ilay hazo
Namonjen'l Jeso anao
Jereo lzy fa nihoson-dra
Dia ilay ran'ny zanak'ondry
ilay ra izay nanadio utirnex anao
no nomen'i Jeso izao
Nanavotany ahy sy ianao
Ny ainy no natolony ho tononkira.serasera.org anao
Tao Golgota no nilatsaka ny mlfmj Rany
Ory loatra ny Fanahiny
Mafy ny nanjo azy
Ref:Tsy mba naha ory anao ve ny nandinika
Ny fahoriana niaretany ho anao
Ka miova ianao fa aza manamafy fo
Mibebaha mivaloza ianao
Dieny mbola misy ny fotoana omeny Anao
Afoizo izao tontolo izao
2- Hazo fijaliana tokoa
No nitambesatra Taminy
Latsa sy eso maro no niaretan'i Jesosy
Satria tiany ianao
Dia nahafoiny ho anao ny Ainy
Hanavotany anao
3-Banjino ary ozlkf izao ilay hazo
Namonjen'l Jeso anao
Jereo lzy fa nihoson-dra
Dia ilay ran'ny zanak'ondry
ilay ra izay nanadio utirnex anao
no nomen'i Jeso izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 634
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 16:31
