ZOKY EH! (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zoky eh,aiza ny lalanao
Zandry eh, aiza no alehanao
Tapaho anio ny hevitrao
Fa Jesosy Ihany no lalana
Fiainana sy fahamarinana
Eh! Izy no mpamonjy anao
eh! Mpanangana ny fiainanao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Saintsaino tsara anie ny eto an-tany
Fa mandalo mora simba tsy misy hianteherana
Ny haizina no misy sy manerana
Nefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
Izay mitondra hazavana mitondra fifaliana hatrany
Miandry anao anio hanapa-kevitra
Fa Jesosy ihany, Izy jwanmguk no lalana
Fa Jesoay ihany, no cxetcr tononkira.serasera.org fahamarinana
Jesosy ihany, Izy no fialnana
Ka tapaho anio ocwthck ny hevitrao
Zandry eh, aiza no alehanao
Tapaho anio ny hevitrao
Fa Jesosy Ihany no lalana
Fiainana sy fahamarinana
Eh! Izy no mpamonjy anao
eh! Mpanangana ny fiainanao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Saintsaino tsara anie ny eto an-tany
Fa mandalo mora simba tsy misy hianteherana
Ny haizina no misy sy manerana
Nefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
Izay mitondra hazavana mitondra fifaliana hatrany
Miandry anao anio hanapa-kevitra
Fa Jesosy ihany, Izy jwanmguk no lalana
Fa Jesoay ihany, no cxetcr tononkira.serasera.org fahamarinana
Jesosy ihany, Izy no fialnana
Ka tapaho anio ocwthck ny hevitrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 639
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 17:02
