Tsy dia bitika (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org dia bitika, tsy dia kely tgibhy akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata (ry Joda)x2
Tsy dia bitika, tsy dia bfkwez kely akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata tanana masina
Fa ianao ry Bethlehema, fa ianao ry Joda
'Zay mitondra teny soa mahafaly
Hazavana mamirapiratra, indro miposaka aminao
Indro avy amin'ny herin'ny Jehovah masina
Ka ny sandriny mahery ihany no hanapaka
Ny fireneny, ny fireneny, bufvw ny fireneny.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 734
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 04/07/2023 09:05