Tsy dia bitika (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy dia bitika, tsy dia kely akory yriaz ianao
Ry Bethlehema, Eofrata cgeiaon (ry Joda)x2
Tsy dia bitika, tsy dia kely akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata tanana masina
Fa ianao ry Bethlehema, fa ianao ry Joda
'Zay mitondra teny soa mahafaly
Hazavana mamirapiratra, indro miposaka aminao
Indro avy amin'ny herin'ny Jehovah yprywl masina
Ka ny sandriny mahery ihany tononkira.serasera.org no hanapaka
Ny fireneny, ny fireneny, ny fireneny.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 762
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 04/07/2023 09:05