Tsy dia bitika (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy dia bitika, tsy dia kely akory cofdlb enfpi ianao
Ry Bethlehema, Eofrata (ry Joda)x2
Tsy dia bitika, tsy dia kely akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata tanana masina
Fa ianao ry Bethlehema, fa ianao ry Joda
'Zay kpudu mitondra teny soa mahafaly
Hazavana mamirapiratra, indro miposaka aminao
Indro avy amin'ny herin'ny Jehovah masina
Ka ny tononkira.serasera.org sandriny mahery ihany no hanapaka
Ny fireneny, ny fireneny, ny fireneny.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 760
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 04/07/2023 09:05