Ry Noely ô (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Ry Noely ô! tononkira.serasera.org tongasoa indray
Hitantana ny dia hitondra soa ho ugjk anay
Faly manantena ry Noely ô !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky jzdsyrhg ny Avo no tonga indray
Hanarina ny lavo ry Noely ô !
Ka yljqh handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! maminay Ianao
Jeso Zazakely no nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao
Raiso na tsy mendrika aza izahay
Hitantana ny dia hitondra soa ho ugjk anay
Faly manantena ry Noely ô !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky jzdsyrhg ny Avo no tonga indray
Hanarina ny lavo ry Noely ô !
Ka yljqh handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! maminay Ianao
Jeso Zazakely no nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao
Raiso na tsy mendrika aza izahay
--------
Rohy:
