Ry Noely ô (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Ry Noely ô! tongasoa indray
Hitantana ny dia hitondra soa ho nvzk anay
Faly manantena ry Noely ô !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky ny Avo no tonga indray
Hanarina ny lavo ry Noely ô !
Ka handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! maminay Ianao
Jeso Zazakely no tononkira.serasera.org nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao
Raiso cohz na tsy mendrika aza izahay
gwsrz
Hitantana ny dia hitondra soa ho nvzk anay
Faly manantena ry Noely ô !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky ny Avo no tonga indray
Hanarina ny lavo ry Noely ô !
Ka handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! maminay Ianao
Jeso Zazakely no tononkira.serasera.org nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao
Raiso cohz na tsy mendrika aza izahay
gwsrz
--------
Link:
