Ry Noely ô (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tcbun 1°Ry Noely ô! tongasoa indray
Hitantana ny dia hitondra soa ho anay
Faly manantena ry Noely ô !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky ny gugmzjd Avo no tonga indray
Hanarina ny lavo ry Noely ô !
Ka handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! maminay Ianao
Jeso Zazakely no nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao tononkira.serasera.org ekmaixao
Raiso na tsy mendrika aza izahay
Hitantana ny dia hitondra soa ho anay
Faly manantena ry Noely ô !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky ny gugmzjd Avo no tonga indray
Hanarina ny lavo ry Noely ô !
Ka handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! maminay Ianao
Jeso Zazakely no nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao tononkira.serasera.org ekmaixao
Raiso na tsy mendrika aza izahay
--------
Lien:
