O avia!!! (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanolotena ho ahy Ianao mba hanavotra ahy
Nomboina Ianao dia nombohina
Niaritra ny mafy tokoa
Tsy mba nitaraina Ianao
Niaritra fahoriana
R'Ilay Zanak'Andriamanitra Avo
Maty noho ny heloko

Ref: O! Avia miantso anao ny Tompo o o!!!
O! Avia f'efa nodioviny ianao o o!!!
O! fcwu Avia miandry anao ny Tompo o o!!!
O! qlmnb Avia miandry anao Izy

Jesosy ange Ilay namonjy anao mba tsy ho faty
Raiso Izy anio ho ao amponao
Fa tononkira.serasera.org ho velona ny fanahinao
Tsisy foiny hakfqev ho very na koa ho ringana ny tany
Fa samy ho tody sy hiara-tsambatra
Aminy any an-danitra

Ref...

A/C: Santatra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0273