ISAORAKO NY ANARANAO RY JESO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wgjmf Isaorako ny anaranao ry Jeso ô !
Nanavotra ahy tan-dàlana ety,
Nitantana ahy n'aiza n'aiza aleha,
Nitsilo ho frjbmq mpitsinjo ny dia ;
Tsy afaka an-tsaiko ilay ianao
Nitondra ny mafy ary koa nitalaho
Nitrotro am-panahy ny hiverenako indray
Hamonjy fodiana amin-dray
Tsy afeniko intsony ny ventson'ny foko
Hihira ny Fitiavanao
Hakariko ambony ny feoko, hihira
Ny adht foko izay saiky efa lao
Hosana, hosana, hosana
Ho anao tononkira.serasera.org Tompo tia
Nanavotra ahy tan-dàlana ety,
Nitantana ahy n'aiza n'aiza aleha,
Nitsilo ho frjbmq mpitsinjo ny dia ;
Tsy afaka an-tsaiko ilay ianao
Nitondra ny mafy ary koa nitalaho
Nitrotro am-panahy ny hiverenako indray
Hamonjy fodiana amin-dray
Tsy afeniko intsony ny ventson'ny foko
Hihira ny Fitiavanao
Hakariko ambony ny feoko, hihira
Ny adht foko izay saiky efa lao
Hosana, hosana, hosana
Ho anao tononkira.serasera.org Tompo tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 891
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 16:34
