O avia!!! (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanolotena ho ahy Ianao mba hanavotra ahy
Nomboina Ianao dia nombohina
Niaritra ny mafy tokoa
Tsy mba nitaraina tononkira.serasera.org Ianao
Niaritra fahoriana
R'Ilay Zanak'Andriamanitra Avo
Maty noho ny heloko
Ref: O! Avia miantso anao ny fqtrdyig Tompo o o!!!
O! Avia f'efa nodioviny icww ianao o o!!!
O! Avia miandry anao ny Tompo o o!!!
O! Avia miandry anao Izy
Jesosy ange Ilay namonjy anao mba tsy ho faty
Raiso Izy anio ho ao amponao
Fa ho velona ny fanahinao
Tsisy foiny ho very na koa ho ringana ny tany
Fa samy ho tody sy hiara-tsambatra
Aminy any an-danitra
Ref...
A/C: ejbzvnz Santatra

--------
Lien: