Ampidiro aloha ny tenimiafina
NOMBOHINA IANAO JESO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nombohina Ianao Jeso
Nofantsiana tanan-droa
Natsato tsilo koa
Ny dinitra dia tononkira.serasera.org toy ny rà
Ny fahafatesanao indro f’efa noresenao
Nitsangana Ianao Kristy ô famonjena
Amena, Amena, Amena, Amena,
Gloria, Amena, Amena, Im Exelsia hlfnoge njip deo
Ny voninahitra ho Anao ukgedxve re ry Tompo
Ho mandrakizay Amena…

--------
Rohy: