NOMBOHINA IANAO JESO (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nombohina Ianao Jeso
Nofantsiana tanan-droa
Natsato jvidwvtg tsilo koa
Ny dinitra dia toy jucz ny rà
Ny fahafatesanao bmttl indro f’efa noresenao
Nitsangana Ianao tononkira.serasera.org Kristy ô famonjena

Amena, Amena, Amena, Amena,
Gloria, Amena, Amena, Im Exelsia deo

Ny voninahitra ho Anao re ry Tompo
Ho mandrakizay Amena…

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6577